Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : elanelana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Elanelan-tsoratra toa tamotamo. [2.558 #1028] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Latsaka anelanelany hoatry ny kaka. [2.415 #2606]
Latsaka anelanelany ohatra ny kaka. [2.653, 1.1] Latsaka an' elanelany tahaka ny kaka. [2.558 #1755] Latsaka anelanelany toy ny kaka. [2.165 #1009] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Sendra fahasahiranana manery andaniny roa avy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Placé entre deux maux comme la parcelle de nourriture placée entre les dents. [2.415 #2606]
Pris des deux côtés comme un coin. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait d'une situation inextricable. [2.415 #2606] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Mason' akoho ditsika : ny elanelana mpanala ditsika. [2.415 #5521] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Yeux de coq aveuglés par la poussière : les arbitres enlèvent la poussière. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des arbitres et médiateurs. [2.415 #5521] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny hatezerana misy famavany, ny hafaliana misy elanelany. [2.415 #5298, 2.653 #2254] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La colère a des noeuds et la joie a des intervalles. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il y a des intermittences. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||