Teny iditra tamotamo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry misy vodiny mavomavo ary fakana loko vony (Curcuma longa) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy the tumeric or saffron plant [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay safran [Hallanger 1974]
Voambolana 
Anarana siantifika Curcuma longa
Ohatra 
1Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [Rajohanesa: Kintana]
2Ary ny aretina nahafaty, dia an-doha sy hatoka, sy am-bava-fo dia tamotamo ny tena, dia mangovotra. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 71]
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tamotamo ity (1): Tamotamo

Teny iditra Tamotamo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -18.4833333, 44.25
-18.9666667, 44.2833333
-19.15, 48.6833333
-20.75, 45.05
-22.35, 44.1666667
-23.55, 45.8666667
-23.9833333, 46.1666667
Haianarantany tamotamo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31