Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : fiaina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Aleo ratsy tarehy manam-panahy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Tsy mety raha manao fiainan-tsokina, ka vao voatohina kely dia mivonkina. [2.558 #4615] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Vorondolo toetra ny reniny, ka kary fiaina ny zanany. [2.558 #5046] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
![]() |