Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : ketrahina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny fihavanana anie toy ny raty : raha henjanina tapaka. [2.558 #2981]
Ny fihavanana toy ny raty: raha henjanina, tapaka; ary raha ketrahina, miboraka. [2.165] Ny fihavanana toy ny raty : raha henjanina, tapaka ; raha ketrahina, miboraka. [2.415 #5296, 2.653 #2227] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | L' amitié est comme l' écorce sèche du bananier: si on la tire elle casse, et si on la relâche, les fibres se séparent. [2.165]
Les bonnes relations sont comme l' écorce légère qui se détache du bananier et dont on fait les liens : trop tendu, cela se rompt ; trop lâche, cela se délie. [2.415 #5296] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||