Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : malefaka | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Am-bavany, malefaka; am-pony, tsy tia. [2.653 #123, 2.974 #195] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Aimable en paroles alors que le cœur n’aime pas. [2.974 #195] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Folaka ny andro ka malefaka ny lalana. [2.558]
Folaka ny andro ka malemy ny lalana. [2.415 #3674] Folaka ny andro, ka malemy ny lalany. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le jour baisse et le chemin est facile. [2.415 #3674]
Le jour décline, et la route est facile. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Car il fait moins chaud. [2.165]
Car la chaleur est tombée. [2.415 #3674] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Hazo malefaka, andrarezina. [2.653 #1041, 2.558] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | il ne faut pas confondre les choses de même apparence [1.196 #hazomalefaka] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Nahandro angaha no marika sa nitono no mahina ? [2.558 #2655]
Nitono ka mahina, nahandro ka marika : teny malefaka ka Nitono va no mahina, sa nahandro no marika ? [2.653 #2109] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||