|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mangeningenina

Ohabolana 1Ny an-dRainidarosy no nasian-dró, ka ny an' i Darosy no mangeningenina. [2.558 #2877]
Ny an-dRainidarosy no nasian-dro, ka ny an' Idarosy no mihanonkanona. [2.165 #2294]
Ny any Iketaka no hasian-dro, ka ny any Darosy no mangeningenina. [2.653 #2178]
Ny an' Iketaka no hasian-dro, ka ny an' Idarosy no mangeningenina. [2.415 #3210]
Dikanteny frantsayC'est sur la portion de riz d'Iketaka qu' on voulait verser du bouillon, et c' est celle de Darosy qui est inondée. [2.415 #3210]
Fanazavana frantsaySe disait des gens habiles qui trouvent toujours moyen d' avoir la meilleure part. [2.415 #3210]

Ohabolana 2Tanimbarin-dRalaikamo : rano fotsy mangeniheny, tsiparifary mandifotra olona. [2.415 #3975]
Tanimbarin' ilay kamo, ka rano fotsy mangeniheny. [2.415 #3974]
Tanimbarin’ ilay kamo : rano fotsy, mangeningenina ; harefo, mahadifotra olona. [2.653 #3010]
Tanimbarin' ilay kamo: rano fotsy mangeningenina; harefo mandifotra olona. [2.165]
Tanimbarin' ilay kamo : rano fotsy no mangeniheny, vohitr' ilay malaina : fandrodahy am-baravarana ihany. [2.558 #261]
Dikanteny frantsayLa rizière d' un paresseux: elle est couverte d' eau stagnante, et de joncs plus hauts qu' un homme. [2.165]
Visitez la rizière du paresseux : c' est un marécage. [2.415 #3974]
Visitez la rizière du paresseux : elle est devenue un marais et les joncs ont la hauteur d' un homme. [2.415 #3975]

Fizahan-teny