Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mankaleo
|
|
|
Ohabolana 1 | Mankaleo no tadiavina, hoy ilay nizaha paraky. [2.558 #2106]
|
|
|
Ohabolana 2 | Paraky nankaleo ahy ka raha tsy fotsy angola tsy avelako. [2.558 #3485, 1.1]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy avelako. [2.653 #2596]
Paraky nankaleo ahy : raha tsy fotsy angola tsy havelako. [2.415 #1324]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza zavatra efa nisahiranana sy nisasarana izaitsizy ka tsy avela raha tsy efa tsy misy azo atao aminy intsony. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | C' est du tabac qui m' a rendu ivre, mais je ne le jetterai pas avant qu' il soit consumé et devenu une poussière blanche. [2.415 #1324]
|
Fanazavana frantsay | L'époux disait cela de sa femme : je la garderai tant que je vivrai. [2.415 #1324]
|
|
|
Ohabolana 3 | Tsy leon-toaka am-bavan’ olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleo anao. [2.653 #3361]
Tsy leon-toaka am-bavan' olona hianao, fa ny am-bavanao no mankaleony anao. [2.558 #4507]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|