Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mankaloiloy | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenany mivarotra no mahaloiloy. [2.415 #1976, 2.653]
Boka mivaro-tantely: ny zavatra amidy mamy ihany, fa ny tenan' ny mpivarotra no Boka mivaro-tantely : ny zavatra amidy mba soa ihany fa ny tenan' izy mpivarotra no mankaloiloy. [2.558] Tantely | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui vend du miel : ce qu' il vend est doux, mais le marchand donne la nausée. [2.415 #1976]
Un lépreux vendant du miel: ce qu' il vend est bien doux, mais c' est le vendeur qui vous dégoûte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le don n' est pas tout, il y a manière de donner. [2.415 #1976] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||