Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mifamindra
|
|
|
Ohabolana 1 | Andevolahy mamahy reniomby, ka mamindra fo, fa samy haren' olona : ny omby "aza mifidy vilona", ny andevo "aza maka ny ratsy". [2.415 #511]
Andevolahy mamahy reniomby, ka mifamindra fo, fa samy haren’ olona: ny omby aza mifidy vilona, ny andevolahy aza maka ny ratsy. [2.653 #180]
|
Dikanteny frantsay | Esclave engraissant une vache : il faut qu' ils aient pitié l' un de l' autre, puisque tous deux sont des biens d' autrui ; que la vache ne choisisse pas l'herbe, que l'esclave ne ramasse pas d' herbe mauvaise. [2.415 #511]
|
Fanazavana frantsay | Les malheureux doivent s' entendre et s' entraider. [2.415 #511]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|