|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : mitazana

Ohabolana 1Ataovy toy ny dian-tana : jereo ny aloha, todiho ny aoriana. [2.974 #253, 2.653]
Dian-tana : sady mitazana ny eo aloha no mijery ny eo aoriana. [2.558]
Dikanteny frantsayMarchez comme le caméléon ; regardez devant vous, mais ayez un œil vers l’arrière. [2.974 #253]

Ohabolana 2Vary vokatra eo Ibetsimitatatra : na tompony na tsy tompony, samy mitazana. [2.558]
Vary vokatra eo Ibetsimitatatra : na tsy tompony, na tompony, samy mitsinjo ihany. [2.653]
Vary vokatr' Ibetsimitatatra, ka na tompony na tsy tompony samy mitazana avokoa. [2.165]
Dikanteny frantsayLe riz mûr du Betsimitatatra: propriétaires ou non, tout le monde peut le voir. [2.165]
Fanazavana frantsayParce que le Betsimitatatra est le nom d' une grande plaine couverte de rizières, située au nord ouest de Tananarive, et très visible du haut de cette ville. [2.165]

Fizahan-teny