Teny iditra | mitazana (tazana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely eto aho [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Famaritana anglisy | to view from above or from a distance [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Famaritana frantsay | regarder d'en haut ou de loin; observer [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mitazàna (tazana) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazana | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Famaritana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
2012/09/23 |
![]() |