Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : mitraika | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika, fa mingadona. [2.415 #241]
Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona. [1.1] Ny tenin' Andriana tsy mitraika fa mingadona. [2.558 #3276] Ny tenin' andriana tsy mitsaika fa mingodona. [2.165 #1405, 2.653 #2500] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La parole royale ne glisse pas sans bruit, mais elle retentit avec éclat. [2.415 #241]
Les paroles (c.à.d. les ordres) du souverain n' arrivent pas en cachette mais ouvertement. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Elles sont publiées partout, et on ne peut les ignorer. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||