Fizahan-teny

Ohabolana : mpianala

Ohabolana 1Mpanihika ka manadino tandroho; mpianala ka manadino famaky; mpitifitra ka manadino bala. [2.165 #1724]
Mpanihika manadino tandroho, mpianala manadino famaky, mpitifitra manadino basy : andao hiverina fa rahampitso manaraina. [2.558 #2594]
Dikanteny frantsayÊtre pêcheur (au panier) et oublier son panier; être bûcheron et oublier sa hache; être tireur et oublier ses balles. [2.165]

Ohabolana 2Mpianala tsy mahay, ka voasingotry ny avaotra. [2.653 #1972]
Mpianala tsy mahay (mpanavao) ka voasingotry ny havaotra. [2.558]

Fizahan-teny