Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mpizaha
|
|
|
Ohabolana 1 | Boka mizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha lanonana, fa isan' ny vahoakan' andriana. [2.415 #1978]
Boka mizaha lanonana: tsy isan’ ny mpizaha lanonana, fa isan’ ny vahoak’ Andriana. [2.653 #801]
Boka nizaha lanonana : tsy isan' ny mpizaha fa isan' ny vahoakan' Andriana. [2.558 #945]
|
Dikanteny frantsay | Lépreux qui assiste aux réjouissances publiques : il n' est pas de ceux qui participent aux réjouissances, mais il augmente le nombre des sujets du souverain. [2.415 #1978]
|
Fanazavana frantsay | Il n' y a pas de réjouissances pour les lépreux. [2.415 #1978]
|
|
|
Ohabolana 2 | Mitan-tadin’ aomby mandrorona : moran' ny mpizaha. [1.147]
|
|
|
Ohabolana 3 | Sokina nilomano riaka : moran’ ny mpizaha. [1.147 #S58]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|