Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : onenana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Fotsy tany onenana mba fotsy; mainty tany onenana mba mainty. [2.415 #5794, 2.653 #987]
Fotsy tany onenana, mba fotsy, mainty tany onenana, mba mainty koa. [2.558 #80] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si les gens de la contrée sont blancs on est blanc avec eux ; s' ils sont noirs on est noir avec eux. [2.415 #5794] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui sont de l' avis de tout le monde. [2.415 #5794] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Hady vory Hadivory Hadivory | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza famaritan-javatra na toerana tsy an' ny tena akory. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Hianareo izao no lakana Hianareo izao no lakana Hianareo izao no lakana Lakana | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est vous, ici présents, qui êtes la pirogue avec laquelle on va boire de l' eau, la grande corbeille qui donne le riz à manger, le pays où l' on habite. [2.415 #201]
Pirogue qui permet de se pencher pour boire, grenier où se trouve la provision de riz, terre d’habitation. [2.974 #343] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles des souverains au peuple et formules d' enrouragement. [2.415 #201] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Lalovan-konenana toa tany. [2.558 #1693] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Vahiny isika no aty ambony, fa any no onenana | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Nous sommes des voyageurs sur la terre, mais c' est dans le tombeau que nous habitons éternellement. [2.415 #2932] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Paroles dites par le roi Andrianampoinimerina et passées en proverbe. [2.415 #2932] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||