Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : ranombary
|
|
|
Ohabolana 1 | Amboabe miandry varavarana: tsy vitan-dranom-bary, fa notsipazan-taolana. [2.415 #699, 2.653 #132]
Amboabe miandry varavarana : tsy vitan' izay ranom-bary, fa notsipazan-taolana koa. [2.558 #20]
|
Dikanteny frantsay | Gros chien qui monte la garde à la porte : il ne se contente pas d' eau de riz, on lui jette des os. [2.415 #699]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des exigences des grands, et aussi de celles des créanciers. [2.415 #699]
|
|
|
Ohabolana 2 | Efa halohalika ny ranom-bary ka tafatsangana hatramin' ny vahiny. [2.558 #1020]
|
|
|
Ohabolana 3 | Na nanao tsy hitsangana aza ny vahiny, raha mahita ny ranom-bary halohalika, dia mba hiteny ihany. [2.415 #6517, 2.653]
|
Dikanteny frantsay | L'hôte a beau s'être promis de ne pas se lever, s' il voit que l' eau où l' on fait cuire le riz arrive jusqu' au genou, il parlera. [2.415 #6517]
|
Fanazavana frantsay | Devant une sottise évidente, on ne peut se retenir de donner des conseils. [2.415 #6517]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|