Teny iditra ranombary
Singan-teny rano ; -bary (vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rano miaraka amin' ny vary nandrahoina: Efa misotro ranombary ity zazakely ity
Rano nandrahoam-bary andomana ny kofehy hanenomana mba hampahahenjana azy: Malemy an-dranombary loatra ity kofehy ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [ ranom-bary ] Paste or size made from rice-water and used for preparing cotton for weaving
The water in which rice is cooked. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de rano : eau ; et vary : riz). Eau de riz qu'on faisait boire après avoir administré le tangena, afin de faire vomir le patient qui devait rendre les trois morceaux de peau de poulet avalés avec le poison. Voir Firaketana Malagasy n° 261 (1966) p. 272. Sens moderne : empois préparé avec la farine de riz. On s'en sert pour empeser le linge ou donner de l'apprêt aux fils. À ne pas confondre avec ranonampango ou ranovola. [1.196]
Ohatra tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika. [2.48]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24