| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : rehaka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Aza entin-kambo toa banga be rehaka, ka tsy miteti-kena am-pihinanana. [2.558 #447]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tsy mety raha tsy manan-kamidy ka manontanin-tany, na ny tsy manana indray no be rehaka. [2.558 #4685]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|