Fizahan-teny

Ohabolana : rohona

Ohabolana 1Izaho tsy avo feo noho ny varatra, ary be feo noho ny rohona. [2.558 #101]
Izaho tsy avo feo noho ny varatra, ary tsy be feo noho ny rohona. [2.653 #1165]

Ohabolana 2Mipoa-basy an-dohasaha; miati-drohona ho any ny tena. [2.653 #1806]
Mipoa-basy an-dohasaha : miati-drohona ho an' ny tena. [2.415 #2726]
Dikanteny frantsayTirer un coup de fusil au fond de la vallée, c' est s' accabler soi-même du bruit retentissant. [2.415 #2726]
Fanazavana frantsayOn est sa propre victime. [2.415 #2726]

Ohabolana 3Tsy mahare rohona. [2.415 #5735]
Dikanteny frantsayL' endurci, sourd à la crainte, n' entend pas le grondement du tonnerre. [2.415 #5735]
Fanazavana frantsaySe disait au sens propre, des sourds qui n'entendent plus rien. [2.415 #5735]

Fizahan-teny