Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : sodina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Sokina mitsoka sodina : ny mivoaka no be noho ny miditra. [2.415 #6038]
Sokina nitsoka sodina, ka ny mivoaka no be noho ny miditra. [2.558 #3923] Sokina nitsoka sodina : ny mivoaka no be noho ny miditra. [2.653 #2919] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Hérisson qui souffle dans une flûte : le souffle qui sort est plus abondant que celui qui entre. [2.415 #6038] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des ignorants qui veulent faire ce qu'ils ne sauraient faire. [2.415 #6038] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Vavany maro ohatra ny sodina. [2.558]
Vavany maro tahaka ny sodina. [2.653 #3644] Vavany maro tahaky ny sodina. [2.415 #5348] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Qui a plusieurs bouches comme la flûte. [2.415 #5348] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se dédire souvent ; ou bien : dire l'un et l' autre. [2.415 #5348] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||