Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tantana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Tsara ny tantana, fa ny rafozana no tsy enina. [1.1]
Tsara ny tantana fa ny rafozana no tsy henina. [2.558 #4409] Tsara ny tantana, fa sangy ny rafozana no tsy enina. [2.415 #1479] Tsara ny tatana, fa saingy ny rafozana no tsy enina. [2.653 #3287] Tsara ny tatana, fa | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Aza atao be ny raharaha ka ny voly vary indray no tsy efa. [1.1]
Ny tena zavatra indray no hadino. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La distribution de viande est parfaite mais les beaux-parents n' ont pas reçu leur part. [2.415 #1479]
La viande (ou le riz) a été bien partagée, mais les beaux-parents n' ont pas eu leur part. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' était dire avec ironie que la distribution était mal faite. [2.415 #1479]
Grave faute! [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||