Fizahan-teny

Ohabolana : tsikalakala

Ohabolana 1Aleo very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.415 #4103, 1.1]
Aleo very tsikalakalan-karena, toy izay very tsikalakalam-pihavanana. [2.165 #171, 2.653 #114]
Fanazavana malagasyAleo very vola toy izay tapaka fihavanana; nentin' ny Ntaolo hilazana fa ny fihavanana dia zavatra sarobidy miohatra noho ny vola. [1.1]
Dikanteny frantsayIl vaut mieux perdre son argent que de perdre les usages et les détails qui maintiennent et fortifient l'union et l' amitié. [2.415 #4103]
Il vaut mieux que ce soit la bourse qui souffre un peu, plutôt que les amitiés. [2.165]

Ohabolana 2Ny tsikalakalan-karena manam-pahalaniana, fa ny tsikalakalam-pihavanana tsy manam-pahalaniana. [2.165 #172]
Dikanteny frantsayLes petits moyens d' augmenter son avoir ne réussissent pas toujours, tandis que ceux qui servent à fortifier (ou obtenir) l' amitié sont toujours efficaces. [2.165]

Fizahan-teny