|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : verin-trosa

Ohabolana 1Mody amy ny laoniny, ohatra ny andevolahy verin-trosa. [2.653]
Mody amin' ny laoniny hoatry ny andevolahy verin-trosa. [2.415]
Mody amin' ny laoniny ohatra ny ankizilahy verin-trosa. [2.558]
Dikanteny frantsayQui est dans l' ordre et selon la justice comme un homme devenu esclave pour dettes. [2.415 #577]
Fanazavana frantsayOn pouvait perdre sa liberté quand on ne payait pas ses dettes ; ce proverbe se disait toutes les fois qu' une affaire était remise en ordre. [2.415 #577]

Fizahan-teny