Fizahan-teny

Ohabolana : volafotsy

Ohabolana 1Ny herana aman-jozoro dia maniry amin' ny tany, ary ny volamena sy ny volafotsy dia tsy latsaka avy any an-danitra. [2.415 #6241]
Dikanteny frantsayLes joncs poussent de la terre, l' or et l' argent ne tombent pas du ciel. [2.415 #6241]
Fanazavana frantsayParoles de Radama I sur le travail. [2.415 #6241]

Ohabolana 2Vakivakim-by iray trano, volafotsy an-joron-trano, traotrao-kena tsy mitapaka, ny fanao tsy miova ihany, ka samia mahalala ny azy. [2.558 #325]
Vakivakim-by iray trano; volafotsy an-joron-trano; traotrao-kena tsy mitapaka : ny fanao tsy miova, ka samia mahalala ny azy. [2.653 #3595]

Fizahan-teny