Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : vovonana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Andry be fiankinana. [2.415 #804]
Andry be fiankinana, vovonana iadian’ ny lohany. [2.974] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Celui sur qui repose la gestion d' une affaire ou le gouvernement d' une société, est une colonne solide. [2.415 #804]
Colonne de soutènement, faîtage où aboutissent les chevrons. [2.974 #352] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Hajao ny vovonana, omeo voninahitra ny haratra, fandrao menatra ny olona tsy hajaina. [2.415 #634, 2.558 #86, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Respectez les poutres du faîtage, honorez les pannes du toit de peur que vous ne soyez couvert de confusion devant les hommes que vous ne respectez pas. [2.415 #634] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Ce proverbe s' appliquait aux chefs qui sont comparés au faîtage, et aux supérieurs subalternes qui sont comparés aux pannes du toit. [2.415 #634] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Toy ny adin' ny mpivady : kely niandohana fa mahavaky vovonana. [2.558 #4245] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Toy ny trano vaky vovonana ka mitondra teny mivoaka. [2.165 #551, 2.653 #3242, 1.1]
Toy ny trano vaky vovonana : ka mitondra teny mivoaka ary ny mitete ambiny ihany. [2.558 #4345] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana izay tsy mahatam-bava ka milazalaza any ivelany izay tsy tokony ho fantatry ny olona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Semblable à une maison ouverte par le faîte et qui laisse échapper les paroles (dites à l' intérieur). [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Vovonana iadian' ny lohany. [2.415 #270, 2.558 #326] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le souverain auquel tout aboutit, est comme le faîtage de la maison où tous les chevrons aboutissent. [2.415 #270] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On employait l' expression pour désigner le soutien d'une famille. [2.415 #270] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||