| Teny iditra | Adansonia
![]() | |||||||||||
| Sokajin-teny | anarana | |||||||||||
Karazan-ja / Baobab Species / Espèces de baobabs
Karazam-boam-ja / Baobab Fruit Species / Espèces de fruits de baobabs
| ||||||||||||
| Adansonia alba : vonoa Adansonia bozy : bohia, bojo Adansonia digitata : baobaba, baobaza, baovola, bontona, boringy, fontana, rainiala, ringy, sefo, vonoa, vontana, vontona Adansonia fony : boringy, fone, fony, ringy Adansonia grandidieri : renala, reniala, renibeala, vonoa Adansonia madagascariensis : bontana, bontona, bozy, fony, mboio, reniala Adansonia rubrostipa : fony, ringy Adansonia suarezensis : vonoa, za Adansonia za var. boinensis : zabe Adansonia za : bontana, bontona, boringy, bozo, bozy, fony, mboio, ringy, voajabo, za, zabo | ||||||||||||
| Voambolana | ||||||||||||
| Mpanahaka | baobaba ~ bozy ~ reniala ~ zaha | |||||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/11 |
|