|
|
|
|

Teny iditra adona (dona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Entina mandona: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana
Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin' ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : adona, adonako, adonanao, adonany, adonantsika, adonanay, adonanareo, adonan', adonan-, adonam-, adona-
Ny lasa : nadona, nadonako, nadonanao, nadonany, nadonantsika, nadonanay, nadonanareo, nadonan', nadonan-, nadonam-, nadona-
Ny hoavy : hadona, hadonako, hadonanao, hadonany, hadonantsika, hadonanay, hadonanareo, hadonan', hadonan-, hadonam-, hadona-
Filaza mandidy : adonao

Teny iditra Adona
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Adona, Adana [2.996]
 Addan, Addon [2.996]
 Addân, Addôn [2.996]
Voambolana 
Ohatra Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Kerofa sy Adona ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany, na avy tamin'ny Isiraely na tsia, izy): [2.996]
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10