|
|
|
|

Teny iditra adana
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra
Mitovy hevitra: anoka ~ danoka ~ daresaka ~ darona ~ fandriam-pahalemana ~ fandrian-tsaina ~ fioronoronana ~ firaondraonana ~ firoandroanana ~ fisomararetra ~ hafinaretana ~ hasambarana ~ havotsana ~ havozavozana ~ oronorona ~ raondraona ~ roandroana ~ tanesaka ~ tsy fananana horohoro ~ tsy fananana tahotra am-po ~ tsy fitebitebena [1.1]
 Slow, peaceful, tranquil; grave and prudent in action. Root not used in Imerina. [Mal. Adu, to repose (?).] [1.2]
 Slowness; hence, peace, happiness [1.7]
 Lenteur [1.3, 1.8, 1.5]
 Etat paisible, prospérité [1.3, 1.5]
 Démarche grave, abondance, paix [1.3]
 Tranquillité, bonheur [1.8]
Voambolana 

Teny iditra Adana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Adana, Adona: [2.996]
 Addan [2.996]
 Addân [2.996]
Voambolana 
Ohatra Ary izao no niakatra avy tany Tela-mela sy Tela-harsa sy Keroba sy Adana ary Imera (fa tsy nahalaza ny fianakaviany sy ny firazanany izy, na avy tamin'ny Isiraely, na tsia): [2.996]
Tsipelina hafa 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10