|
|
|
|

Teny iditra ahay
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Fara faharatsiny: Raha tsy hamahana io mahantra io ianao, omeo vola kely ahay izy hamidiny mofo [1.1]
 Rather, in some degree, upon the whole, slightly preferable. Somewhat like aleo. [1.2]
 At least [1.7]
 Au moins; plutôt [1.8]

Teny iditra ahay
Sokajin-teny mpisolo anarana [Fitanisana]
  [Betsileo, Taifasy] Izahay [1.78]
  [Bara] Izahay, isika [1.78]
  [Provincial] We, exclusive of person or persons spoken to. See izahay. [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila Ny mpisolo rehetra

Teny iditra ahay
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
  [Betsimisaraka] A name for the aye-aye [1.2]
 Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
 Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Daubentonia madagascariensis
Tovy hevitra aingitra
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28