| Teny iditra |
hahay
|
| Sokajin-teny | anarana
|
/m:hyperonym>
| | [Betsimisaraka]
Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
|
| | Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
| | Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Daubentonia madagascariensis |
| Tovy hevitra | |
| Tsipelina hafa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
| Teny iditra |
hahay
(hay)
|
| Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mahay
|
| Ohatra |
| 1 | Toa tokana ihany hatrany no tao an-dohany : ny hahay taratasy!
[2.356]
|
| 2 | Iza no hahay hitantara ny hamaizinan' ny tao an-tokan-tranon' i Bina?
[2.499]
|
| 3 | Aoka ianareo hahay mijery sy mandinika ny zava-dehibe kokoa noho ny volon-doha.
[2.528]
|
|
|