|
|
|
|

Teny iditra ampahafitony > ampahafito (fito)
Sokajin-teny anarana
 [ ampahafito ] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina fito: Enina ny roa ampahafiton' ny iraika amby roapolo [1.1]
 [ ampahafitony ] The seventh part. [1.2]
 [ ampahafitony ] La septième partie [1.3, 1.5]
Voambolana 
Ohatra  [0]
Haiendriteny 
Tsotra : ampahafito, ampahafitony, ampahafiton', ampahafiton-
Mpanahaka  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato