|
|
|
|

Teny iditra ampahasiviny > ampahasivy (sivy)
Sokajin-teny anarana
 [ ampahasivy ] Ampahany iray amin' ny zavatra nozaraina sivy [1.1]
 [ ampahasiviny ] One ninth [1.2]
 [ ampahasiviny ] Un neuvième [1.3, 1.5]
 1/9 [3.1]
Voambolana 
Ohatra Ary dia nanjary ampahasivin' ny tany sisa no anjarako [2.643]
Haiendriteny 
Tsotra : ampahasivy, ampahasiviny, ampahasivin', ampahasivin-
Mpanahaka  ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahenina ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahafolo ~ ampahazato