| Teny iditra | ampaheniny > ampahenina (enina) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| [ ampahenina ] Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny [1.1] | |||||||
| [ ampaheniny ] The sixth part, one sixth [1.2] | |||||||
| [ ampaheniny ] Un sixième [1.3, 1.5] | |||||||
| 1/6 [3.1] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Mpanahaka | ampahatelo ~ ampahefatra ~ ampahadimy ~ ampahafito ~ ampahavalo ~ ampahasivy ~ ampahafolo ~ ampahazato | ||||||
|
|