|
|
|
|

Teny iditra androngo
Sokajin-teny anarana
 Biby mandady misy tongony efatra, mivelona eny an-tsaha, fa indrindra eny amin' ny tamboho sy ny rindrin' ny trano ray a, anaty hazo,... (halavany: eo amin' ny 20 sm) [1.1]
 A species of lizard. [1.2]
 A lizard [1.7]
 Lézard gris [1.54]
 Lézard [1.8]
Voambolana 
Ohatra ity olona mitentim-pitatra, mihoditr' androngo, ka tofoka aho. [2.69]
Sampanteny 
Mpanahaka  antsiantsy ~ matahotrandro ~ sitry
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/15