| Teny iditra | ara- | ||||
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe araka | ||||
| Ohatra |
| ||||
| Teny iditra | ara | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Provincial] A species of wild duck [1.2] | |||||
| [Tankarana] Canard à bosse [1.19] | |||||
| Voambolana | |||||
| Tovy hevitra | arosy | ||||
| Teny iditra | ara | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Taisaka] rotsirotsy [1.78] | |||||
| [Taisaka] Moyen de satisfaire [1.82] | |||||
| Teny iditra | ara | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Taisaka] Famarana, fandrefesana [1.78] | |||||
| Ventim-belaran-tany [1.13] | |||||
| [Taisaka] Mesure [1.82] | |||||
| Are [1.13] | |||||
| Voambolana | |||||
| Teny iditra | ara | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Betsimisaraka] Haran-dranomasina [1.78] | |||||
| Voambolana | |||||
| Teny iditra | ara | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Bara] fatra [1.78] | |||||
| Teny iditra | ara | ||||
| Sokajin-teny | mpampitohy | ||||
| [Bara] ary, araky [1.78] | |||||
| Teny iditra | ara | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| [Betsileo] Name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.] [1.2] | |||||
| [Bara, Betsileo, Sakalava, Taisaka] Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé. On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi voara). [1.196] | |||||
| Voambolana | |||||
| Anarana ara-tsiansa | Ficus tiliifolia | ||||
| Tovy hevitra | voara | ||||
| Ny fihaviany | Malay: ara. | ||||
| Teny iditra | Ara | ||||
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||
| Ara, Aera [2.996] | |||||
| Randzavola: NNN amin' ny Baiboly [1.38] | |||||
| Arah [2.996] | |||||
| Arah [2.996] | |||||
| Voambolana | |||||
| Tsipelina hafa | Aera | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14 |
|