|
|
|
|

Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
 Anaran-kafa iantsoana ny elektrisite [1.1]
 Endrika iray isehoan'ny angovo [1.13]
 [ haratra ] Electrical energy (a variant of varatra) [1.7]
 [ haratra ] énergie électrique (une variante de varatra) [1.8]
 électricité [1.13]
Voambolana 
Ohatra Azo tsotsorina toy izao ny famokaran' ireo milina ireo herin' aratra. [2.445]

Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Hazo mitsivalana amin'ny trano [1.78]

Teny iditra aratra
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
  [Betsimisaraka] simba [1.78]

Teny iditra aratra
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Il est à souhaiter que. [1.19]
Tovy hevitra andratra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/18