| Teny iditra | eto | ||||
| Sokajin-teny | tambinteny | ||||
| Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo [1.1] | |||||
| Ici [1.3, 1.5] | |||||
| Dans l'endroit où on se trouve [1.3] | |||||
| Là [1.5] | |||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Sampanteny |
| ||||
| Mpanahaka | etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ | ||||
| atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ | |||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28 |
|