|
|
|
|

Teny iditra eny
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
 There, not too far away (in sight); [1.7]
  [Taisaka] [ eñy ] Là-bas, vers, à [1.82]
 Là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
Ohatra Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : eny
Ny lasa : teny
Sampanteny 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra eny
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
 Yes [1.7]
 Oui [1.8]
Ohatra Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [2.5]
Tovy hevitra eka ~ ekany ~ ia

Teny iditra eñy
Sokajin-teny anarana
  [Taisaka] Fijanonana [1.78]
Sampanteny 

Teny iditra eny
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taisaka] Six [1.82]

Teny iditra eny
Sokajin-teny anarana
  [Merina] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11