| Teny iditra | be tenda | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | be, tenda | |
| [Sihanaka] Tendana [1.78] | ||
| Enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka [1.1] | ||
| (betenda) Strong-voiced, gluttonous. [1.2] | ||
| A glutton [1.7] | ||
| Tovy hevitra | tenda an-kanina ~ tenda be | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |
|