|
|
|
|

Teny iditra tenda an-kanina
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny tenda, hanina
 Lian-tsakafo, tsy mifidy harapaka ary mambosibosika toy ny tsy ho enina [1.1]
Tovy hevitra be tenda ~ tenda be

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26