| Teny iditra | boko | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] bainga [1.78] | ||
| Zavatra boribory izay matetika hita eny amin' ny lohan-javatra: Ny bokon' ny haro fanin-tohatra [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | boko | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] trano, toby, fierena [1.78] | ||
| Teny iditra | boko | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Provincial] The abdomen. See vohoka [1.2] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |
|