|
|
|
|

Teny iditra fahiny
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
Singan-teny faha, iny
 Tamin' ny andro taloha ela tany: Fahiny nisy izany olona zenizeny natao hoe Vazimba izany nonina tetỳ
Mitovy hevitra: ela be ~ fahagola ~ fahagolan-tany ~ fahataloha ~ fahizany ~ taloha ~ tany ambadik' Imanareza [1.1]
 [iny, that.] Formerly, in times past, at that time. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/17