|
|
|
|

Teny iditra fantaka
Sokajin-teny anarana
 Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin' ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatorana ny tady ifatoran' ny omby [1.1]
 A small stake for tying cords on, a peg, a pin; usually applied to the four stakes to which the warp frame is tied in weaving. [1.2]
 Jalon, fiche, pieu d'alignement, les quatre pieux qui servent à raidir la chaîne lorsqu' on lisse [1.3]
Ohatra Nataon-dRasoberina fantaka fanenomana mantsy no niafaran' io filanjana io. [1.437]
Sampanteny 

Teny iditra fantaka
Sokajin-teny anarana
 Zavamaniry fianakavian' ny volotsangana saingy izy marotsaka madinika kely toy ny bararata [1.1]
 A small bamboo used for hedges [1.7]
 Petit bambou ou roseau utilisé pour les haies [1.8]
Voambolana 
Ohatra Tsontsorifako vero
folapolahiko fantaka
vazo tsy tianao va aho
no fohazinao mangoam-bodilanitra?
[2.131]

Teny iditra fantaka
Sokajin-teny anarana
 A tall grass formerly used in the ceremony of circumcision. It is now used in making fishing nets, or rather baskets, called vovo and tandroho. Arundo madagascariensis, Kunth. [1.2]
 Herbe haute dont la tige est comme un roseau. Arundo madagascariensis, Kunth. [1.3]
  [Betsileo, Merina] Nom générique des chaumes de gros diamètre qu'on pouvait ficher en terre. On en fait des claies, des clôtures, etc. à la manière des cannes de Provence. Utilisées en vannerie : nasses pour la pêche. Jouait un rôle important dans le folklore : cérémonies de la circoncision ; initiation des jeunes garçons, etc. L'idée de ficher en terre étant assimilée tantôt au geste sexuel, tantôt à l'acte guerrier maniant son javelot. On donne surtout ce nom aux trois espèces suivantes : Arundinella nepalensis Trin. ; Panicum maximum Jacq. et Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Arundinella nepalensis, Neyraudia arundinacea, Panicum maximum

Teny iditra Fantaka
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
 The name of one of the chief idols formerly worshipped in Imerina [1.2]
  [Merina] Une des douze idoles royales ( sampy) de l'Imerina. Une maison spéciale lui était consacrée à Ambohimanga, la ville royale. Son gardien ou mpitahiry était bien entendu un spécialiste en fabrication et commerce des ody les plus réputées. [1.196]
Voambolana 
Ohatra 
1Zokin-tsampy i Fantaka. [2.48]
2Fady ny Rafantaka: ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an- tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ; ny anandrambo. [2.48]
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21