|
|
|
|

Teny iditra havoana (avo)
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Tanety iva [1.78]
 Tendrombohitra tsy dia avo loatra: Eny antampon-kavoana
Mitovy hevitra: bongon-tany ~ dongona ~ kiborin-tany ~ ongonongon-tany ~ tendrombohitra ~ tovon-tany ~ vohon-tany [1.1]
 A hill, an ascent, a mountain, hilly ground; also a tree. See abo, avo, tendrombohitra. [1.2]
 A high place, high ground [1.7]
 Plateau, terre haute [1.8]
Ohatra 
1Ka nofidina ny havoana miezinezina. [2.245]
2Hitanao ve iry havoana kely hodidinin' ny ala iry? [2.529]
3Nitobianay ary ny havoana onenantsika ankehitriny. [2.270]
4Dia nitoby tao Anjohibe, havoana tany ratsy endrika; [2.59]

Teny iditra havoana
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo, Merina] Souvent prononcé havoaña. Equivalent de afintsa ou fintsa; bananes séchées au four dans leur peau ; mets apprécié et d'ailleurs excellent même pour un palais européen. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra havoana
Sokajin-teny anarana
  [Sakalava] Sens général : en haut, élevé au-dessus du sol. Nom donné aux fruits qu'on consomme lorsqu'ils ont séché sur l'arbre comme ceux de Phylloctenium bernieri Baill. (Bignoniaceae), excellent fruit sauvage. Plus généralement, nom des fruits qui restent accrochés aux branches longtemps après leur maturité : fruits marcescents. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Phylloctenium bernieri

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29