| Teny iditra |
fokontany
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | foko,
tany |
| | [Taisaka]
Fizaran-tany amin'ny kantao [1.78]
|
| | Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [1.1]
|
| | [Taisaka]
Les gens du clan [1.82]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Mihamahazo vahana kosa eo anatrehan' izany ny Filohan' ny Fokontany.
[2.606]
|
| 2 | manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina.
[4.27]
|
|
| Mpanahaka |
faritany ~
fivondronana ~
firaisana |
| Teny nalaina |
|