|
|
|
|

Teny iditra Foloalindahy
Sokajin-teny anaram-poko
Singan-teny folo, alina, lahy
 Anarana nomena ny miaramilan' Ilaidama ary mbola ilazana ankehitriny ny fitambaran' ny antoko-miaramila rehetra eto amin' ny firenena. (Nokendren-dRadama ny hanana tafika toy ny Vazaha, izay mianatra matso, fitifirana, sarin' ady ka folo alina na iray hetsy no isa noheveriny hotratrarina) [1.1]
 The one hundred thousand men, which is the name given to the army. [1.2]
 Cent mille hommes. On donnait ce nom à l'armée, parce que le souverain prétendait audacieusement pouvoir mettre en campagne cent mille soldats [2.415]
Voambolana 
Ohatra 
1Tsy ravàna ny Foloalindahy fa ampitomboina. [2.508]
2Fa matoky aho, ray ambanilanitra sy foloalindahy! [2.298]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13