| Teny iditra |
halaky
(laky)
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe malaky
|
| Ohatra |
| 1 | Halaky aho (Je serai prompt)
[1.103]
|
| 2 | Aoka tsy halaky tezitra ny fanahinao
[2.996]
|
| 3 | Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity
[2.285]
|
|
|
| Teny iditra |
halaky
(laky)
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | Malaky amin' ny endrika milaza ny ho avy [1.1]
|
| | Vitesse, rapidité, célérité [1.13]
|
| Ohatra | Karazan' olona mba satry halaky manerana ny firenena ity, fa ny tany mosarena azy dia fonenan' olona mbola akaiky loatra ny fiainam-biby, mifanenjika sy mifampihinana.
[2.285]
|
| Tovy hevitra | |
|