Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
hafa
li
ana
(
fa
ly
)
Sokajin-teny
anarana
Gladness, enjoyment, rejoicing, pleasure.
[
1.2
]
Voambolana
Ohatra
1
Mahatsiravina ny
hafalianareo
!
[
2.5
]
2
Endrey ny
hafalian
' i Bina tamin' ity maraina ity!
[
2.499
]
3
Tsy
hafalieko
izaho irery hoy izy fa
hafalieko
sy hianareo, satria nikororo-bary isika ka sendra rivotra
[
2.59
]
Haiendriteny
Tsotra :
hafaliana
, hafaliako, hafalianao, hafaliany, hafaliantsika, hafalianay, hafalianareo, hafalian', hafalian-, hafaliam-, hafalia-
Tovonana :
-kafaliana, -kafaliako, -kafalianao, -kafaliany, -kafaliantsika, -kafalianay, -kafalianareo, -kafalian', -kafalian-, -kafaliam-, -kafalia-
Tovy hevitra
fahafaliana
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20