|
|
|
|

Teny iditra hamatra (fatra)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatra
Ohatra eny, hamatra ny valin' ny asany ho ao an-tratrany Aho aloha. [2.996]

Teny iditra hamatra
Sokajin-teny mpamaritra
 Deformed, maimed [1.2]

Teny iditra hamatra
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy fahita firy [1.13]
 Rare [1.13]

Teny iditra hamatra
Sokajin-teny anarana
 Fifehezana na fanaratoana taolana tapaka mba hampitohy azy na tsy hihetsiketsehany
Mitovy hevitra: harato [1.1]
 A splint for supporting a broken limb, etc. [1.2]
 éclisse, attelle [1.3]
Voambolana 

Teny iditra hamatra
Sokajin-teny anarana
 Bandin-takolaka marary
Holatra amin' ny tarehy na vozona avy amin' ny fery sitrana; ny pentina na ny lelakomby amin' ny hoditra [1.1]
 Faritra miavaka hafa loko noho ny hoditra rehetra ary nentina hatrany am-bohoka [1.13]
 A disease of the skin [1.1]
 Cicatrice, tache de la peau caractérisant certaines maladies, pustule, desquamation de lèpre [1.3]
 Tache pigmentaire [1.13]
Voambolana 

Teny iditra hamatra
Sokajin-teny anarana
 A shrub used as a medicine by the Sakalava. [1.2]
  [Sakalava] (au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) ; les sommités fleuries sont administrées en infusions purgatives. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra hamatra
Sokajin-teny anarana
  [Mahafaly] (au sens propre : cicatrices, desquamation de la peau ; nom donné à des plantes ayant des propriétés rubéfiantes) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). Latex rubéfiant ; très dangereux s'il vient à pénétrer dans l'oeil. Il peut causer des cécités définitives. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Aeschynomene sensitiva, Euphorbia stenoclada

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/14