|
|
|
|

Teny iditra hazolahy
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Lanonam-paty [1.78]
  [Taisaka] Fêtes mortuaires [1.82]
 Fête funéraire [1.13]
Voambolana 

Teny iditra hazolahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny hazo, lahy
  [Tanala] Karazan'amponga (amponga tapaka ) [1.78]
  [Taisaka, Tanosy] Amponga [1.78]
 Amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy [1.1]
  [Betsileo] Laona tonta efa gorobaka ka tampenana hoditra ny tendrony roa ary misy tady fanenjanana ny hoditra manodidina ny vatany velezina toy ny amponga [1.1]
 A tall drum beaten at one end only, the performer standing up. See amponga, hatrotrobe. [1.2]
 A drum [1.7]
 Tambour fait avec un tronc d'arbre creusé [1.3]
  [Taisaka] Tambour (tam-tam) servant dans les cérémonies [1.82]
 Tambour [1.8]
 Grand tambour que l'on battait pour le rassemblement des guerriers [1.196]
 Tam-tam [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  amponga ~ detra ~ langoroany

Teny iditra hazolahy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny hazo, lahy
  [Betsimisaraka, Bezanozano] (« bois mâle », à ne pas confondre avec hazo-lahy, hazo). Carissa madagascariensis Thouars et Carissa edulis var. microphylla Pichon.(Apocynaceae) Petits arbres à bois dur, très dense, d'un beau rouge orangé, utilisé en tabletterie et marqueterie. Fruits comestibles. On donne ce nom à Cabucala striolata Pichon, également de la famille des Apocynaceae mais dont le fruit n'est pas comestible. Cette dernière espèce est riche en alcaloïdes alors que les deux premières n'en renferment pas. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Carissa edulis var. microphylla, Carissa madagascariensis

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25